RSS

Zatovo

 Vehivavy     Tanora     Zatovo      Ankizy     Chorale

Ho hitanao ato ny mombamomba ny zatovo : iza izireo, inona no ataony, fandaharam-potoanany, ireo lohahevitra rehetra efa nianaran’izireo …

Lundi de pentecote 2009

Lundi de pentecote 2008

31 mai 2009

Araka ny fandaharana dia tokony ho nisy ‘sortie’ ny zatovo rahampitso ‘lundi de pentecote’ saingy nofoanana fa vitsy kely no afaka tami’ny fotoana farany. Ho dinihina amin’ny manaraka ny fotoana ahafahan’ny rehetra manao izany indray. Ny fotoana amin’ny sabotsy hariva izao dia mitohy ihany. Miditra aminny 2h30 ihany ary ao am-piangonana. Efa vita ny lesona ‘fiangonana’ nampianarin’i Pst Rasolonjatovo fa lesona hafa indray ny hanihizana ny fandaharana. Tongava daholo e!

Laza Raharison

 

6 réponses à Zatovo

  1. Mioty

    16 juin 2009 at 14 h 41 mi

    troo bel 7tof,boo souvnir!!!!

     
  2. Razafindrakoto

    9 mars 2010 at 19 h 16 mi

    Tssssssssssssara eh! Misaotra

     
  3. Manoa

    18 mars 2010 at 15 h 51 mi

    Aiz ry dzaba maty isany a!!!!!!!jereo le Dzaba maty manao T-shirt Mainty iooo!!!aaaaaaaa…….
    DZABAAAA

     
  4. heerlaal

    28 avril 2010 at 10 h 42 mi

    ehh! ny fahazazako sy ny loto tao
    samy nangalako hao fotsy ho anao
    zay rehetra lasa sy zay mbola hiaza (hao io an)
    foiko manontolo omena anao.laolina

     
    • lool

      3 mai 2010 at 21 h 26 mi

      raha be hao fotsy de misasa amin’ny ranomainty setriny lasa mainty le izy ‘modération’! loullando

       
  5. Claude

    13 mai 2010 at 15 h 09 mi

    Zay ve lesy takona§ tsy olana
    eh!

     

Répondre

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Twitter picture

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s

 
Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.