Sary Tanora hatrany amin’ny voalohany
Ireto no tanora voalohany teto Ankadifotsy . Nanao lasy tany Tsiroanomandidy :
Ireto kosa indray ny tanora taty aorindrina kely, Lasy teny Amboanjobe (2003 ?)
(Mbola ho avy ny sary tao ampovoamboany tao
Dia ny tatay aoriana be …
mbola izy ihany ireto (tamin’ny fitsangatsanganan’ny tanora fivondronana Ambohimanambola 2007 (?)) ireo ….
vive la force que Dieu a donné au jeunes, tsara e! …
Hatreo indray aloha.






ANDRY REAL
29 août 2009 at 20 h 55 mi
Manahoana daholo!
mahafinaritra ny mahita ity sit ity!
tena hilaina mihintsy
t@ ity zao no nahalalako fa kay zahay Toliara zany mbola tsy hahazo pasitera ndray ko!
ttsy de misy hambara firy fa dia ny faniriana de ny mbahanan’ny fiangonana rehetra ny site tahaka izao,
dia ny handorsoan’ny fitoriana any Toliara koa.
Andry (FBB Toliaara)
batistankadifotsy
15 septembre 2009 at 6 h 12 mi
Bonjour Andry,Misaotra anao mitsidika ny site. Aza matahotra fa ho avy ihany ny pasiteranareo amin’ny taona ho avy, raha sitrapon’Andriamanitra.Eny e! somary tara kely aloha e! Fa misy ihany ny mitsidika tsindraindray ohatra pst David ho any amin’n ity semaine ity pour 15 jours, mivavaha ho azy ho tonga soa any sy hahavita tsara ny mission. Zay ary aloha fa manao veloma e! Laza Jereo koa fa misy blog FFBBM : http://batistamalagasy.wordpress.com
maikeul
6 avril 2010 at 14 h 41 mi
za reto ry fotographe de tsy mba alain nareo sary mitsy an…raciste
maikeul
6 avril 2010 at 14 h 57 mi
za ngamba de tsy mba tinbareo fa tena tszy misy sariko mitsy
batistankadifotsy
7 avril 2010 at 7 h 46 mi
Slt Maikeul
Dia ho avy tsy ho ela ny sarinao ary fa aza matahotra an ! ary mety ho b d b mihits an!
heerlaal
28 avril 2010 at 10 h 36 mi
aza kivi ry m1keul afa mbola aiza nefa ny hanjo an’ialahy e!
nena ar feno sariko aho nefa mbola mitraka ihany aho!lol
Claude
13 mai 2010 at 15 h 00 mi
Tena faly mahita anareo, antsika dia tena mahereza foana hatrany amin’ny fanopoana an’i Tompontsika mba samy ho missionnaire any amin’ny toerana misy azy tsirairay.
Rajoul, kazoum, cool
John FBB Mahabibo kely Mahajanga
28 décembre 2010 at 20 h 03 mi
Slt! d tratran’ny fety daholo, fa izao ry Laza te mba hiaona @nao za rehefa tonga any Tana fa te hanokatra zavatra tagaka ny anareo zao za ho an’ny FBB REHETRA ATY mAHAJANGA, d mba omeo ahy ny N° fone na nao. ok Laza valio eto ihany fa mitsidika matetika ato aho. Merci John
Laza
5 janvier 2011 at 14 h 17 mi
Tratry ny taona e! Ary mirary soa ho anao sy ho an’ny fiangonana rehetra koa
Inty àry ny numero tel : 033 11 515 66 na 034 11 151 66
Mandra-pihaona àry
Laza
dani
25 avril 2012 at 20 h 39 mi
izao vo mba mijery de mba micommente e. Tena mivoatra be ny fotoana. Taloha mpamofy manga sy mpanasa lovia, de ankehitrio efa lasa ambony sy manao ninja. hihi. mahafinaritra