Tanora
Vehivavy Tanora Zatovo Ankizy Chorale
Ho hitanao ato ny mombamomba ny tanora : iza moa no ao, inona no ataony, ny fandaharam-potoanany…
31 mai 2009
Androany alahady 31 mai dia mbola nitohy ihany ny tatitra nataon’ny tanora momba ilay lasy nataon’izireo tany Antsirabe tamin’ny fin avril 2009. Maromaro moa ny fampianarana natao tany fa ny tena nisongadina dia ny resaka famelan-keloka sy ny ‘pratique’-n’izany.
Laza Raharison
Omaly sabotsy 30 mai 2009 dia nisykaonferansa natao teto amin’ny fiangonana :
- Fitiavan-tanindrazana (Ny iainan’i Mosesy, ireo ‘qualités spirituelles, politiques’ nananany)
- Marketing Politique (Famaritana ny antsoina hoe Politique Générale = Objectif, Moyen, Méthode et Contrôle) txt : Genesisy
Ireo dia novelabelarin’i M. Roger Andriamizah loholona taloha teto amin’ny fiangonana sady isan’ny namorona ny Fiangonana Batista Biblika Ankadifotsy
- Mondialisatin (Lesoka eo fiainana kristiana ny ‘culture d’indifférence’
-Leadership
Ireo kosa indray dia novela-belarin’i M. Solonjatovo Rakotonirina loholona eto amin’ny fiangonanana dasy isan’ny namorona ny Fiangonana Batista Biblika Ankadifotsy ihany koa
Ny andinindini’ireo dia mety mbola ho hita eto ihany rehefa vitan’ny tanora izay tany ny ‘saisie’.
Claude Razafindrakoto
Efa azonao jerena eto ny ampahany amin’ny ”Rapport conférence“ momba izany.
Amin’ny sabotsy izao dia ‘cuisine’ no programan’ny tanora izay atao any amin’ny Pst Alexandre. Mila milaza (misoratra anarana) mialoha izay ho any ary mitondra moule izay manana fa ‘tarte’ sy ‘cake’ no hatao, hisy fandrisana anjara ihany koa.
Laza Raharison