Hira Mp3, Midi, Wav
Ato no azonao akana ny hiran’ny chorale Batista biblika Ankadifotsy.
Mety mbola tsy mandeha tsara ny fakan azy ity amin’ny voalohany fa mbola manandrana aho fa antenaiko fa handeha tsara ao aoriana kely. Fa afaka mandalo matetika ianareo mba manandrana dia milaza amiko (tsindrio ny ‘commentaire’ etsy ambany raha hanoratra) hoe mbola tsy mety na efa mety. Dia misaotra anareo mitsidika.
1- Ity àry aloha hira andrana O_Ry_velona.mp3 hiran’i Les adéline (maivana no antony nanandramana io.
padding:0 14px 0 11px;
Veloma vetivety
Laza
Tahina
24 novembre 2009 at 20 h 18 mi
Ok, mety.
John Ralaimiasa
2 août 2010 at 9 h 09 mi
Bjr, mafinaritra be daholo ny sary, fa mba mila playBack nny hira ASAFA aho raha azo atao, fa tsy manana mpitendry izahay, efa vita daholo ilay film t@ fivoriambe taty Mahajanga, mifanao fotoana rehefa miakatra any aho, veloma daholo ary e! John
Laza
3 août 2010 at 12 h 13 mi
Misaotra nitsidika teto indray e !
Ny playback Asafa efa misy vitsivitsy ihany no misy fa mbola misy koa ny hira tsy mbola misy feo. Tena miezaka tsikilikely izahay manao izay ilan’ny namana. Ka ny tsara raha andefasanao lisitra “par ordre d’urgence” dia alefanay miandalana araka izay vita.
Dia veloma indray àry aloha e!
Laza
RATSIHOARANA Rija
14 septembre 2010 at 14 h 07 mi
Bsr;
Misaotra an’Aa ny @ tolotsaina izay nomeny anareo nanaovana izao zavatra mahafinaritra b izao eh. D ho soa ny fiaraha-miasa eh!
Asio hira amin’izay eh.
Fanontaniana : an’i Lool v le Hira hoe Mikarakara Andriamanitra.
Mirary indrindra ny fahasoavan’ny Tompo.
Rija
(Mpiandraikitra FBB Ambohibao)
LOOL
4 octobre 2010 at 15 h 18 mi
Ny hira hoe:MIKARAKARA ANDRIAMANITRA dia ny tonony no i Lool no namorona ay(niainga avy t@ sal 23) fa ny feo avy @ hira zoulou.
Dia mirary ny fnkafizanareo ny hira.
Ny fahasoavan’ny Tompo sy ny fiadanany ho amintsika rehetra.
Zà iany
nilsen RH
15 octobre 2010 at 12 h 00 mi
Salama,
Interessant le hoe ASAFA playback.
Raha mba misy mba andefaso ihany koa zahay e
misaotra e
Nils & Jenny