Vehivavy Tanora Zatovo Ankizy Chorale
Ato ny pejy mikasika ny chorale, ny tantarany, ny tanjony, ny hirany (solfa, fampianarana…), ny fandaharam-potoanany…
I-IREO ‘DOCUMENT’ AZONAO ALAINA ATO
2-Ny Antoko mpihira araka ny Baiboly
3-TESSITURE VOCALE : ny fomba fanoratana ny feo 4 amin’ny solfa isaka ny “tonalié” mba tsy ho diso fanoratra ny solfa
4-NY FIDERANA (1e Partie) : Fampianarana nataon’i Pst Rakoto Paul tamin’ny lasin’ny chorale Antsirabe ary nianarana teto Ankadifotsy isan-kariva tamin’ny taona 2007
5-GROUPE MUSIQUE CHORALE : Fianarana ho an’ny mpitarika chorale, nangonina avy amina site maromaro (batista sy hafa)
II-TAOM-PIASANA 2008-2009
2-Krisimasy 2008
Chorale Batista Biblika Ankadifotsy tamin’ny batisan’i Lalaina (21 déc 2008)
…. mbola ho avy ny sary sy ireo hira natao (solfa, tonony)
3-Paska 2009
… mbola ho avy ny hira (solfa, tonony, ) sy ny texte




