Events
Ho hitanao ato ireo tranga manokana eto amin’ny fiangonana toy ny fanambadiana, Agape, Lasa fianakaviana, Formation …. izay natao teto amin’ny fiangonana
AGAPE 7 juin 2009
Agape mba natao teny ankalamanjana, nomen’Andriamanitra andro tsara, toerana tsara…
Sady fetin’ny reny …




Grace Liantsoa Andriamihaja
21 décembre 2010 at 15 h 13 mi
Mbola tsara daholy e!
Sarotra ny manapaka ny tadim-poitra @ Ankadifotsy.mahatsiaro anareo hatrany, indrindra t@ fiderana an’Atra noho ny 20ème! Maniry ny fitahin’Tompo ho anareo tsirairay avy dia tongava manao vacances aty Tamatave na iza na iza.
Lalaina sy Grace