Ho an’ny chorale MP3 Zaza no teraka 01

Manakory daholo indray e!
Misy fomba andramako fanintelony indray ity ahafahanareo maka ny mp3 an’ilay hira ‘Zaza noteraka’
Raha tonga dia vakian’ny media player ilay izy dia tsara kokoa raha atao bouton droit dia:
-“enregistrer la cible du lien sous..” (raha  firefox ny navigateur)
-“enregistrer la cible  sous…” (raha  internet Explorer ny navigateur)
-“enregistrer  lien sous…” (raha  chrome ny navigateur)  ……dia [...]

Mbola ho an’ny chorale ihany

Bonjour daholo indray e!
Ialana tsiny fa tsy nety ny fandefasana ilay hira ‘Zaza no teraka’ MP3 teny malagasy tamin’ny ‘post’ teo aloha iny.
Ka inty aloha ny fichier midi  Zaza no teraka  Heandel(azo vakianana amin’ny Windows media player, azo ovana ao koa ny tempo, ohatra hoe atao miadana tsara…) mandra-piandry ny solution MP3.
Ka rehefa voatsindrinao eo [...]

Ho an’ny chorale ity

Ity andramako ity ny lien misy ilay hira Zaza no teraka an’i Handel, hira amin’ny fiteny malagasy.
Login : ny prénom-ako
Mot de pass : anaran’ny boky voalohany nosoratan’i Mosesy
Samy atao minuscule daholo ireo an!
Raha tsy mandeha dia hivereno tsindraindray fa ’sahirana’ ny serveur. Raha tena tsy mandeha hatramin’ny alakamisy dia hitadiavako hevitra hafa indray
 
Mazotoa daholo e!
Laz

Sary Batisa Album 002

Salama daholo ô
Misy Album Photo Batisa 002 indray ity e!
Mazotoa mijery fa betsaka ny sary , sady mbola hiampy
Misaotra an’i Fils naka ny sary
Hisy fanampim-dahatsoratra mikasika ny batisa sy ny ‘diakona’ hoavy tsy ho ela.
Laza

Vaovao 16 aout 2009

Manao ahoana daholo nareo?
Vao tamin’ny sabotsy teo moa izahay no nanoratra dia androany indray.
Manasa anareo mba hijery ny pejy ao anatiny ao ohatra hoe pejy ‘tanora’,  fa efa misy Mis-à-jour natao any, ohatra koa  pejy ‘chorale’. Indraindray mantsy ianareo mijery eto amin’ny ‘accueil’ fotsiny dia toa tsy mahita ‘zavatra’ dia lasa !
Ny vaovao moa tsy [...]

sabotsy 15 aout 2009

bonjour daholo !
Eto am-piangonana izahay izao( Laza,  Hasina, Fils, Poossy, Tahiana). amin’ny 3 hariva eo izao. Mianatra manao MAJ an’ity Blog ity izahay.
Dia hampiditrasary izahay, sary tamin’ny sortie chorale octobre 2008.
Veloma aby ndray!

alahady 19 juillet 2009

Manao ahoana indray e!
Inona no vaovao (tamin’ny alahady teo)?
1-Tsy mbola atao indray aloha ilay fitoriana filazan-tsara sy famangiana hôpitaly saika ataon’ny tanora ny 25 juillet izao fa mbola miomana tsara daholo izay handeha.
2-Namangy an’i tantine Vololona (maman’i Vazoly) teny amin’ny hôpitaly ny fiangonana rehetra ny hariva. Ny fampaherezana ‘nomeny’ ny fiangonana dia ny hoe [...]

Vaovao 12 juillet 2009

Bonjour daholo indray ô!
Inona indray no vaovao?
Tsy dia nisy vaovao loatra tamin’ny alahady
1-Misaotra an’Andriamanitra fa vita soa aman-tsara indray ny veillée niarahan’ny zatovo sy tanora nanao tamin’ny zoma alina teo tny amin’i-dry Tantine Mamy. efa ho 49 tany ho any no isan’ny olona tao ! Betsaka! ny irina dia ny hoe mba tena nitondra soa [...]

AGAPE 7 juin 2009

 
 
 
Misaotra an’Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny Agape 7 juin 2009. Afa-po ny rehetra tamin’ny fiarahana, fifankatiavana, fifanampiana tamin’ny sakafo (vehivavy no nanao préparation, lehilahy no ni-servir !), na tamin’ny lalao ‘par groupe’. Ny andro nomen’Andriamanitra tsara, ny toerana nomeny malalaka be sady nety tsara tamin’ilay Grand Jeu, ireo équipe nanomana nomeny koa tena nanao [...]

Vaovao 17 mai 2009

Manao ahoana daholo tompoko,
Toy izay ny vaovao omaly alahady 17 mai, izay tsara ho fantatsika.

Hisy fivoriana fanofanana ny mpampianatra ankizy eo anivon’ny fivondronana ny zoma 22 (18h) izao sy ny sabotsy(7h), en Ambatoroka amin’ny tron’i Mme Cathy Ravoanhangy. ho raisina antanana mantsy izao ny fikarakarana ny ankizy rehefa fivoriambe, eo ihany koa ny fifampizarana fahaizana, [...]