RSS

Iza moa zahay

Ny FBB Ankadifotsy na ny Fiangonana Batista Biblika Ankadifotsy dia isan’ny mpikambana ao amin’ny Fivondronan’ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara.

Araka izany dia eto amin’ny faritra Ankadifotsy Antananarivo no misy azy, ny marimarina kokoa dia  Ambodivona andamosin’ny ‘transfo’ an’ny Jirama. Ny fiangonana dia nijoro efa ho 18 taona eo ho eo izao.

Ny mpitandrina tompon-toerana ao dia Pst  Célestin RASOLONJATOVO , fa ao ihany koa Pst David RATOVO  sy  Pst Christian RAZAFISOLO.

FANDAHARAM-POTOANA

Fanompoam-pivavahana alahady :

8h30 : Fiaraha-mivavaky ny mambra

8h40 : Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo

9h00 : Fanompoam-pivavahana ho an’ny rehetra

11h00 : Sekoly Alahady ho an’ny ankizy, zatovo, tanora, lehibe

3h00 PM : Fianarana soratra Masina ho an’ny rehetra

4h00PM : Antoko-mpihira

Ny fotoana andavan’andro :

Alarobia – 2h00PM : Club des Jeunes Mamans

Zoma -  18h : Tanora

Sabotsy – 2h30 : Club Ankizy, zatovo, Tanora (indraindray)

– 2h30 : Vehivavy

– 4h00 PM : Antoko-pihira

 

Commentaires Fermés

 
Suivre

Get every new post delivered to your Inbox.