Amin’ny alahelo tokoa ny ilazana amin’tsika rehetra fa nodimandry
Rakotobe Harisoa Rachel
Tamin’ny alahady 27 fevrie 2011 tamin’ny 3 ora tolakandro teo.
Efa tena sambatra tokoa izy izao fa eo anilan’ny Mpamonjiny.
Afaka mivavak kosa isika ho an’ireo zanany ny mba hiahian’Andriamanitra azy ireo tokoa ka hahatonga azireo hanana fiainana mandrakizay ary koa hiaraka amin’Andriamanitra mandrakariva
Laza