Bonjour daholo indray e!
Ialana tsiny fa tsy nety ny fandefasana ilay hira ‘Zaza no teraka’ MP3 teny malagasy tamin’ny ‘post’ teo aloha iny.
Ka inty aloha ny fichier midi Zaza no teraka Heandel(azo vakianana amin’ny Windows media player, azo ovana ao koa ny tempo, ohatra hoe atao miadana tsara…) mandra-piandry ny solution MP3.
Ka rehefa voatsindrinao eo amin’io lien io dia araho ity sary ity (azonao tsindriana avy hatrany koa ny sary f amisy lien) :
Mazotoa mianatra hira daholo àry ô!
Laz
Archivé sous: Uncategorized

Merci fa mety le izy. Lava dia lava le hira…lol tsy maintsy ho avy any aminareo ndray ny basy hianatra an’io.
Ary ahoana ny manao miadana an’le izy ? ny anay tonga de sokafany sur media player automatiquement le fichier.