Faly miarahaba antsika rehetra indray rehefa avy tsy nanoratra elaela ( mba niala sasatra sa kamo aho?)
Ny vaovao dia be tokoa nandritra iny volana octobre iny ary ny novembre sy décembre koa tsy latsa-danja amin’ny vaovao.
1-Ny BATISA tamin’ny 4 octobre lasa teo
Nisy 9 mianadahy izireo no natao batisa tamin’io ka ny ankamaroany dia tanora avokoa [...]
Archivé sous: Vaovao | Tagué : Batisa 2009, batisa ankadifotsy, Fiangonana batista biblika ankadifotsy, vaovao batista octobre | 1 commentaire »