alahady 19 juillet 2009

Manao ahoana indray e!
Inona no vaovao (tamin’ny alahady teo)?
1-Tsy mbola atao indray aloha ilay fitoriana filazan-tsara sy famangiana hôpitaly saika ataon’ny tanora ny 25 juillet izao fa mbola miomana tsara daholo izay handeha.
2-Namangy an’i tantine Vololona (maman’i Vazoly) teny amin’ny hôpitaly ny fiangonana rehetra ny hariva. Ny fampaherezana ‘nomeny’ ny fiangonana dia ny hoe [...]