Vaovao 12 juillet 2009

Bonjour daholo indray ô!
Inona indray no vaovao?
Tsy dia nisy vaovao loatra tamin’ny alahady
1-Misaotra an’Andriamanitra fa vita soa aman-tsara indray ny veillée niarahan’ny zatovo sy tanora nanao tamin’ny zoma alina teo tny amin’i-dry Tantine Mamy. efa ho 49 tany ho any no isan’ny olona tao ! Betsaka! ny irina dia ny hoe mba tena nitondra soa [...]