Vaovao 28 juin 2009

Bonjour daholo nareo zay mandalo ato!
Ialana tsiny raha tsy dia nanoratra elaela izay, tsy hita moa izy ity fa be ny mahavariana!
Ny vaovao?
Mahafinaritra aloha fa efa mba ‘be’ ny mitsidika ato, sy mamela commentaire (izao vao hitako, sorry!)
1-Tamin’ny alahady teo dia vita ny recyclage nataon’ireo mpitandrina nianatra tao amin’ny Seminera Batista Biblika Antsirabe(ny sasany). anisan’izany [...]