AGAPE 7 juin 2009

 

Agape 7 juin 2009 Ambohimangakely

Agape 7 juin 2009 Ambohimangakely

 

 

Misaotra an’Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny Agape 7 juin 2009. Afa-po ny rehetra tamin’ny fiarahana, fifankatiavana, fifanampiana tamin’ny sakafo (vehivavy no nanao préparation, lehilahy no ni-servir !), na tamin’ny lalao ‘par groupe’. Ny andro nomen’Andriamanitra tsara, ny toerana nomeny malalaka be sady nety tsara tamin’ilay Grand Jeu, ireo équipe nanomana nomeny koa tena nanao araka izay tratrany. Fehiny tsara Andriamanitra, tsara nynataony tamin’ny fiangonana, mino isika fa mbola tsara koa ny amin’ny manaraka.

 

Ny lehilahy no ni-servir ! Mahafinaritra

Ny lehilahy no ni-servir ! Mahafinaritra

Azonao jerena ao amin’ny pejy “EVENTS” ny tohin’ny sary, mbola alefako tsikelikeky isan’andro, fa mandalova matetika, dia mba mametraha ‘commentaire’ izay mandalo e! cliquer-o fotsiny eo amin’ilay hoe ‘aucun commentaire’ dia manoratra, na raha efa nisy nanoratra talohanao dia tsy ‘aucun commentaire’ intsony no hita eo fa ny isany ohatra ‘2 commantaires’ dia eo amin’io no cliquer-na dia mba manorta e!

Mandra-pihaona indray ô!

Laza

2 réponses

  1. Iray ny fo, iray ny saina fanahy iray…iraisana avokoa…

  2. Tamin’io fotoana io indrindra no nahazoan’ny groupe moto ny laharana farany.

Laisser un commentaire